Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Tovovavy roa nirongo fitaovam-piadina no nanafika tsenam-barotra iray teny Behoririka, ny asabotsy teo. Lasan’izy ireo tamin’izany ny vola rehetra ary nanaovan’izy ireo herisetra ihany koa ilay mpitam-bola, nandritra izany. Voatahiry tao anatin’ny “camera de surveillance” an’ilay magazay anefa ny sary nidiran’ireo mpanao ratsy tao amin’ilay tsena ary hita ihany koa ny tarehin’izy ireo. Misokatra ny fanadihadiana.

Les commentaires sont fermées.