Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Hafa kely! Raha mbola mampisavoritaka ny toeram-pianarana sasany ny vola avy amin’ny filoha, 65 000 Ar ho an’ny mpiasam-panjakana. Efa niroso tamin’ny fampianarana ny LTP Alarobia ary nividianana fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatra ny vola 9 300 Ar ho an’ny mpampianatra. Fihetsika mendri-piderana ary mendrika halain-tahaka ary tafita ny hafatra tian’ny minisitra, hizara fitiavana. Nizara fitiavana ho an’ireo mpianatra beaziny rehetra.

Les commentaires sont fermées.