Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fiadidiana ny fonja: voatendry ho tale jeneraly Ranaivo Andriamaroahina Tovonjanahary

Fiadidiana ny fonja: voatendry ho tale jeneraly Ranaivo Andriamaroahina Tovonjanahary

Voatendry ho tale jeneralin’ny fandraharahana ny fonja Ranaivo Andriamaroahina Tovonjanahary. Noraisina nandritra ny filankevitry ny minisitra, afakomaly ny didim-panjakana manendry azy. Isan’ireo manana traikefa manokana amin’ny fitantanana ny eo anivon’ny fandraharahana ny fonja izy. Maro ny andraikitra efa nosahaniny mialoha izao fanendrena azy izao. Tsiahivina fa efa niandraikitra ity toerana ity ihany izy tany aloha.

J.C

Les commentaires sont fermées.