Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Voasambotry ny miaramila avy ao amin’ny ZRPS Delta PCIAT Maevatanana ireo dahalo miisa roa mpangalatr’omby sy mpampihorohoro  ny mponin’i Betsiboka. Ny fiaraha-miasa tamin’ireo fokonolona no nahafahana namantatra ny toerana nipetrahan’ireo dahalo ka nisamborana azy.

Nanao fanentanana ho amin’ny fanajana ny fampiasana ny lalana teny Andrefan’Ambohijanahary sy Anosy ary Mahamasina ny CIRGN Analamanga, omaly ho fandrindrana ny fifamoivoizana. Natao izany ho fiaraha-miasa miaraka amin’ireo polisim-pirenena

Les commentaires sont fermées.