Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Tonga niarahaba ny Filoha Repoblika Rajoelina Andry ireo mpikambana eo anivon’ny Akademia Malagasy teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha, omaly.

…Tonga teny ihany koa eo anivon’ny Ceni, notarihin’ny filoha lefitra Rakotonarivo Thierry.

Efa vonona ny lampihazo hanaovana fifamindram-pahefana anio, eo amin’ny ben’ny Tanàna Antananarivo teo aloha sy ny vaovao Andriantsitohaina Naina.

Ho avy ihany koa ny anjaran’ireo mpivarotra eny Mahamasina sy ny manodidina, fanalana azy ireo izay manamorona ny lalan’ny mpandeha an-tongotra.

Sary : Mamiherison sy Fanou

Les commentaires sont fermées.