Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Lambam-piangonana tao amin’ny Ekar Ampany Ambositra no lasan’ny mpangalatra omaly maraina. Tonga teny an-toerana ireo tompon’andraikitra ao amin’ny fiangonana nijery ny zava-nisy. Araka ny fantatra, io lamba volomparasy eo amin’ny 10 m2 io no lasan’ireo tsy mataho-tody niaraka ny lamba “paravents” fotsy manodidina ny 3m2.

240 isa ny trangana lozam-piafamoivoizana voarain’ny zandary nandritra ny taona 2019. Noho ny tsy fahampian’ny torimaso sy vokatry ny fandehanana mafy ny ankabeazan’ny loza  niseho. Mbola hisy hatrany ny fanentanana hataon’ny zandarimaria hisorohana ny loza mety hiseho.

Les commentaires sont fermées.