Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nanentana ireo mpivarotra amoron-dalana manodidina an’i Tsaralalana ny eo anivon’ny polisy Analakely. Nomena fe-potoana herinandro izy ireo hialany eny. Aorian’izay, ho hita eo ny tohiny…

Mitohy hatrany ny fitakian’ireo mpampianatra mahakasika ilay vola « panier garni” izay nomen’ny filoha ho an’ny mpiasam-panjakana. Nisy ny teny amin’ny sekoly eny Mahamasina, teo ihany koa ny nanaova valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny Anosy.

Efa amam-bolana maro no tapaka ny lalana etsy Antanimena noho ny fanamboarana azy. Mihisatra ny asa nefa dia lalana mirefy 20 m eo fotsiny.

Ho tapaka ny lalana mihazo eny Ambohimirary noho ny fanamboarana, ary mety haharitra fotoana maro.

Hatreny amin’ny vavahadin’ny sekoly aza feno mpivarotra. Mila fandaminana maty paika ny toy izao.

Fa hafa kely koa ity fiara mitondra elo ity. Fiarovana sa haitraitra…sa tsinahy?

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique