Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Teny Anosy, na orana nikija aza, nanohy ny asany hatrany ny polisy.

Lalana nankeny Anosibe. Niongotra hatramin’ny fotony ny hazo teny amin’ny lalan’Anosibe.

Besarety. Tsy fantatra mazava na fiara nijanona na fiara mandeha fa dia ny tafo sisa hita.

Nahitana haintrano teny Anosibe noho ny kotroka.

Natao hoe mandrora mitsilana ihany ve isika fa fatina tavoahangy no anisany manentsina ny tatatra, hany ka rehefa avy ny orana miakatra amin’ny arabe izy ireny.

Mpivarotra lehibe iray tetsy Analakely, tafiditra ny rano hatrany anatiny.

Manodidina ny petite vitesse, nahitana rano miaktra avokoa.

Anosikely, na miakatra aza ny rano, mandeha hatrany ny moto.

Nianjera ny tambohon’ ny oniversite Antananarivo.

Mananaraotra ny sarety fa 200Ar ny olona iray, miampita tetsy Antanimena.

Vonjy aina sy vonjy moto.

Sary : Tiana r, Mamiherison ary Fanou

Les commentaires sont fermées.