Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Hitohy ny oram-baratra ato anatin’ny faritra Analamanga, ho an’ny roa andro manaraka, hoy ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro, omaly. Ny alarobia vao ho maina ny andro. Ho maina koa ny andro ho an’ny tapany atsimo raha mbola hirotsaka ny orana any avaratra ao anatin ny hateloana. Ho an’ny maripana, tsy misy ny fiovana ho an’ny eto an-dRenivohitra, 20°C ny ambany indrindra ary tafakatra 30°C ny ambony indrindra.

Les commentaires sont fermées.