Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Lehilahy iray, 19 taona, maty an-drano teny Andohatapenaka ny alahady tolakandro teo. Nentin’ireo mponina teny amin’ny tranom-paty ny hopitalin’Ampefiloha ny vata-mangatsiakan’io lehilahy io taorian’izay. Naka ny nofomangatsiaka teny an-toerana  kosa fianakaviany, omaly maraina.

Les commentaires sont fermées.