Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselara

Rendrika tao Mantasoa ny lakana iray, ny talata teo manodidina ny tamin’ny 7 ora sy sasany maraina raha niampita ny rano Besoherina. Fantatra fa nampivadika azy ny havesatry ny lakana nitondra Moto cross. Vokany, mpianaka roa maty. Rehefa nifarimbona ny fokonolona nitady ireo niharam-boina, hita ny harivan’ny talata iny ihany ny nofo mangatsiakan’ilay lehilahy, 55 taona, raha omaly maraina kosa no nampiakarin’ny fokonolona ny nofo mangatsiakan’ilay zanany lahy, 23 taona. Misokatra ny fanadihadiana.

 

 

 

Les commentaires sont fermées.