Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Hifidy ireo solontenany handrafitra ny fitsarana avo (HCJ) hitsarana ireo olobe eto amin’ny firenena, anio, ny depiote. Anisan’ny mampihisatra ny fampiakarana ireo raharaha momba ireo « trondro vaventy » ny tsy mbola fisian’ny solontenan’izy ireo amin’io rantsam-pitsarana io.

Hihaona amin’ny mpikamban’nygovernemanta ireo depiote, ny alakamisy izao, raha tsy misy ny fiovana. Hiompana amin’ny fanontaniana arahim-baliny avy amin’ireo mpanantateraka ny fihaonana amin’izany.

Les commentaires sont fermées.