Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Atsimondrano sy Avaradrano : maro anisa ny IRD ho ben’ny Tanàna

Feno ny voka-pifidianana ben’ny Tanàna, Antananarivo Atsimondrano sy Antananarivo Avaradrano, araka ny vokatra vonjimaika navoakan’ny Ceni, omaly. Saika ny IRD na IRK  no maro anisa nahazo ny toerana amin’izany; eny, na eo aza ny Tsy miankina sy ny avy amin’ny Tim, ohatra. Santionany miaraka amin’ny isanjaton’ny vato azo…

Ny eo anivon’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano:

– Andoharanofotsy: Rakotoarimanana Henintsoa Hajatiana, Vondrona P.P. IRK (41.83%).

– Alakamisy Fenoarivo: Andrianaivo Rakotobe Jean Christian Irené, Tsy miankina Andrianaivo Rakotobe Jean Christian Irené (45.84%)

– Ankaraobato: Ramamenosoa Herinjato Samuelson Jean Bertrand, Vondrona P.P IRK (44.79%);

– Anosizato Andrefana: Andriambololona Laurence Aimée, Tsy miankina Andriambololona Laurence Aimée (36.99%);

– Bemasondro: Rabefakatro Alphonse, Tsy miankina Rabefakatro Alphonse (41.45%);

– Bongatsara: Rabearisoa Annick Hantanirina, Vondrona  P.P IRK (34.99%);

– Fenaorivo: Solofoharimanana Bruno Alphonse, Tsy miankina Solofoharimanana Bruno Alphonse (44.47%);

– Itaosy: Randrianarisoa Jean Richard, Tim (53.06%);

– Soalandy: Raherimanana Lala, Vondrona P.P IRK (45.10%);

– Soavina :  Rakotoarisoa Bien Aimé Rigobert, Vondrona (58.50%);

– Tanjombato: Rakotojohary Tovohery Andriamihaja, VondronaP.P IRK 1027 (38.25%);

– Ambatofahavalo: Ratsimbazafy Jean Claude, Tim (22.60%);

– Andranonahoatra: Rasamison Fanomezantsoa Hajanirina, Tim (40.97%).

Ireto kosa ny santionan’ny ben’ny Tanàna voafidy amin’ny distrikan’Antananarivo

Avaradrano, araka ny vokatra vonjimaika navoakan’ny Ceni:

– Ambohimalaza Miray: Ramanantsoa Andriambolanavalona, Tsy miankina Ramanantsoa Andriambolanavalona (47.04%);

 – Masindray: Andrianomenjanahary Stela Marius, Vondrona P.P IRD (50.14%);

– Sabotsy Namehana: Andriamosa Benjamina Avotraina Rajaobelina Mary Thomasson,

ASN (43.85%);

– Ambohimanambola:  Rahagarison Soanantenaina Manantsialonina, Tim (25.37%);

– Ambohimanga Rova: Rakotonindrina Robert, Vondrona P.P IRD (40.81%);

– Ambohimangakely: Radafindranaro Andriamanga Rijaniaina Thierry, Tsy miankina Bota (36.44%);

– Ankadikely Ilafy: Rajaonah Rija Heriniaina, Vondrona P.P IRD (27.51%);

– Ankadinanandriana: Malala Nandrandraina Gérard Herizo, Tim (47.32%);

– Manandriana : Raveloson Rinarisoa Eric, MMM  (42.89%);

– Alasora: Randriantsoa Jimmy Heliasina, Tim (19.62%)

 

 

 

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique