Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Nitohy anio ny fizarana ny fanampin-tsakafo avy amin’ny vadin’ny filoha sady filohan’ny fikambanana Fitia, Rajoelina Mialy, ho an’ny mpianatry ny EPP Antsampandrano, ny EPP Ambohimanarina, ny EPP Andohatapenaka, ny EPP Ambodin’Isotry ary ny EPP Namontana. Tanjona ny fanohanana ny ankizy amin’ireo singa hampivelatra ny sainy. Notolorana fitaovana sy rakibolana toy ny mpianatra efa nahazo ny ferrozinc koa eny anivon’ireo EPP dimy ireo. Anio, hetsika fanaovam-baksiny ny hosahanin’ny ekipan’ny fikambanana Fitia.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique