Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Toy ny olom-pirenena rehetra. Namita ny adidiny ny Filoha Rajoelina Andry mivady, teny amin’ny biraom-pifidianana Ambatobe ny maraina.

Toy ny olom-pirenena rehetra. Namita ny adidiny ny Filoha Rajoelina Andry mivady, teny amin’ny biraom-pifidianana Ambatobe ny maraina.

Teo koa ny Praiminisitra, lehiben’ny governemanta nandatsa-bato teny Androhibe.

Tamin’ny 8 ora sy sasany maraina no namita ny adidy teny amin’ny sekoly tsy miankina Analamahitsy ny kandida laharana fahefatra Andriantsitohaina Naina.

Tamin’ny 8 ora sy sasany maraina no namita ny adidy teny amin’ny sekoly tsy miankina Analamahitsy ny kandida laharana fahefatra Andriantsitohaina Naina.

Tsy nataon’ny Ceni sy ireo mpiara-miombon’antoka ambanin-javatra ny fitsidihana ireo biraom-pifidianana.

Tsy nataon’ny Ceni sy ireo mpiara-miombon’antoka ambanin-javatra ny fitsidihana ireo biraom-pifidianana.

Nanohy ny asany andavanandro kosa ny ankamaroan’ny olona.

Nalaindaina ny mpifidy tamin’ity indray mitoraka ity.

Mitarika vonjimaika ny kandidà laharana fahefatra. NIasa mafy ireo mpanisa vato.

Sary: Fanou; Tiana R ary Mamiherison

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique