Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Lehilahy iray no voasambotry ny polisy noho ny halatra finday miisa 143 sy tablette ary solosaina tamina magazay iray eny Behoririka. Misitrika ao amin’ny magazay izy alohan’ny hikatonany ka miafina ary rehefa maraina toy ireny mpividy ireny mivoaka, milanja harona izay nasiany ny entana halatra.

Pavillon iray no nirehitra, ny alin’ny asabotsy hifoha alahady teo tetsy Andravoahangy. Tsy fantatra izay nahatonga ny loza ary ankizy iray no may nandritra ny voina. Trano iray hafa ihany koa no voalaza fa nirehitra, ny zoma teo manodidina ny tamin’ny 07 ora hariva.Tsy fantatra ny anton’ny fahamaizana raha maro kosa ny entana kila. Tsy nisy ny aina nafoy.

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique