Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Baolin’ny barea: nisy nivarotra tapakila 15.000Ar

Lehilahy 20 mahery no tra-tehaky ny polisy nanao varo-maizina ny tapakila nijerena baolina nifandonan’ny barea sy Etiopia, ny asabotsy teo teny Mahamasina. Fantatra nandritra ny fanadihadiana fa namidin’izy ireo 15.000Ar ny tapakila iray raha 10.000Ar ny vidiny tena izy. Tsy fahafahan’izy ireo nijery ny baolina, hoy ny polisy no antony nanaovan’izy ireo ny asa ratsy ka nosamborina avy hatrany izy ireo. Nampitandremana mafy ireto farany taorian’ny fanadihadiana rehetra natao, hoy ny loharanom-baovao.

 

H.H

Les commentaires sont fermées.