Voasolo ny nametram-pialana. Anisan’ny nisongadina tamin’ny filankevitry ny minisitra, omaly ny nanendrena ny tale jeneraly (DG) vaovao eo anivon’ny Ofisim-pirenena misahana ny akoranafo (OMH), i Jean Baptiste Olivier. Tsiahivina fa nametra-pialana ny DG teo aloha, noho ny olan’ny solika.