Kitra – «Pro league»
Nitohy, omaly talata, tany amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga, ny andro fahatelo hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara «Pro league». Nivoaka nandresy, tamin’ny isa, mazava, 3 no ho 0 ny Fosa Jr Boeny, nanoloana ny 3FB Atsimo andrefana.
Slalom
Hotanterahina, ny asabotsy 16 sy ny alahady17 novambra ho avy izao, eny amin’ny «circuit» Tac’s Ambohidratrimo, ny «defi tac’s», dingana fahenina, amin’ny fifaninanam-pirenena, eo amin’ny “slalom”. Fihaonana, hamaritra izay mety ho tompondakan’i Madagasikara.
Nangonin’i Tompondaka
Les commentaires sont fermées.