Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary-kandidà Andriantsitohaina Naina

Songadina an-tsary-kandidà Andriantsitohaina Naina

Niara-paly sy niara-nandihy amin’ireo vahoaka ny kandidà Andriantsitohaina Naina mivady, sy ny depiote voafidy eo amin’ny boriborintany III , Anyah.

Ireo kandidà mpanolotsaina laharana faharoa, miara-dia amin’ny kandidàn’ny IRK Andriantsitohaina Naina eny amin’ny boriborintany fahatelo. Mitarika izany ny lohalisitra Raharinirina Clemence.

Ny fampahafantarana ny kandidà laharana fahefatra amin’ireo vahoaka tetsy Ankorondrano Andranomahery.

Ireo fikambanana eny amin’ny boriborintany III, resy lahatra hanohana ny kandidàn’ny IRK.

Tapa-kevitra ny hanohana ny kandidà A. Naina koa ny fikambanana Teens Madagasikara.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique