Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Vaovao tambatra

Voatendry ho governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) vaovao Rabarijohn Henri. Fantatra izany, araka ny tinapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra notarihin’ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Izy indray izany no hisolo an-dRasolofondraibe Alain Hervé.

Naato vonjimaika ny asan’ny Tetikasa Base Toliara. Mitohy kosa ny fifampidinihana eo amin’ny tompon’andraikitra eo amin’ny fanjakana sy ny orinasa. Antony, noho ny herisetra niseho teo aloha sy ny tsy fifankahazoana eo amin’ny orinasa sy ny mponina any an-toerana. Tanjona ny ahalalana ny tombontsoan’ny fanjakana, ny faritra any an-toerana ary ny mponina.

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique