Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Sambo flying: kivy ireo Sinoa voatazona any am-ponja

Sambo flying: kivy ireo Sinoa voatazona any am-ponja

Mihemotra foana! Hakiviana tanteraka no hita teny amin’ny endrik’ireo Sinoa ampolony, voarohirohy ary tazonina vonjimaika am-ponja noho ny “Raharaha sambo Flying”. Antony, rehefa nihemotra hatrany ny fotoana tokony hivoahan’ny didim-pitsaran’izy ireo, nanomboka ny volana jolay teo, ary tokony ho natao 6 novambra, nisy petadrindrina teo amin’ny fitsarana Toamasina, omaly, nilaza fa “ahemotra amin’ny 13 novambra indray ny fotoam- pitsarana”.

Vokany, kivy tanteraka ireo Sinoa voarohirohy sy ny mpanontrona azy ireo satria tsy maintsy miverina any amin’ny fonjan’Ambalatavoahangy indray.

Sajo

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique