Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Tratran’ny loza tampoka ka nifatratra tao anaty kirihitra ala ny fiara iray nitondra razana tany Sahasinaka Manakara, afakomaly. Naratra avokoa ny ankamaroan’ireo mpandeha tao anaty fiara. Fantatra fa olana tao amin’ny hisatra no nahatonga ny loza. Tsy nisy kosa ny aina nafoy.

Efa voalamina ny paikady iantohan’ny OMC faritra Anosy ny fandriampahalemana mialoha, mandritra ary aorian’ny fifidianana ben’ny Tanàna. Nivory sy nikaon-doha ireo tompon’andraiki-panjakana rehetra any an-toerana. Efa vonona avokoa ny zandary, ny polisy ary ny miaramila hisahana ny fandriampahalemana. Nanolotra solika 600 litatra ny governoran’ny faritra Anosy hahafahan’ny mpitandro filaminana manao ny asany.

 

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique