Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Notsofina rano teny amin’ny kianjan’Andohalo ny kandida Andriantsitohaina Naina, laharana faha-4 amin’ny biletà tokana…

…Anisan’ny nanatrika izany, ireo ambasadaoro malagasy vao avy notendrena sy ireo mpanao politika maro.

Maro ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta tonga teny an-toerana, nitsodrano.

Tazana teny koa ireo mpanao politika, mpandraharaha sy olon-tsotra.

 

Anisan’ny nanafana ny hetsika tamin’ny alalan’ny hira ny Chorale Jaw’s Band

Sary: Fanou sy Tiana R

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique