Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nampandalovina tao amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ho an’ny mpankafy, ny nofomagatsiakan’i Fafa, mialoha ny hanaovana veloma farany teny amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra.

Tonga nitsapa alahelo ny mpikambana ao amin’ny governemanta.

Nampihetsi-po ny mpankafy ny hira fahatsiarovana.

Teny ivelany, maro ireo mpankafy nanofahofa tanana.

Sary: Fanou, Tiana R sy Mamiherison

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique