Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Taratry ny kanto

Hotokanana amin’ny fomba ofisialy ny fanarenana ny Rovan’Ambohidrabiby, ny zoma 18 oktobra izao. Hanomboka amin’ny 10 ora maraina ny lanonana rehetra ao Anatirovan’Ambohidrabiby. Marihina fa anisan’ireo Vohitra masina eto Imerina ity toerana ity. Mahasarika mpizahatany maro rahateo izy. Toerana na faritra anisan’ny mbola mahatazona ireo fomba amam-panao samihafa.

Les commentaires sont fermées.