Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Hoy izy ireo

Depiote voafidy ao Nosy Varika, i Baofeno Michelline : « Mampiavaka ny foko antagnala io hetsika “Soriba” io. Manana ny maha izy azy izy ireo ho an’ny aty amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany… Ilaina koa anefa ny fikaonandoha ho amin’ny fampandrosoana aty amin’ity faritra ity, manomboka eny anivon’ny kaominina sy ny distrika hamahana ny olana  sy hijerena ny tokony hatao satria taratara ihany izahay rehetra aty ».

Depiote voafidy ao Mananjary, i Mamihaja Charlot : “Mampiray ny hery velona rehetra ary olon’ny fisokafana ny depiote Brunel. Anisan’ny tompon’antoka amin’ny fikarakarana  izy ary iderana azy izany. Nahavita nitety ny faritra maro ny tenany ary manana hetaheta sy faniriana ny hampisarahana ny faritra Vatovavy sy Fitovinany, ahafahana mandroso kokoa… »

Les commentaires sont fermées.