Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Teny ananona teny

Teny ananona teny

Maro ny olona mpandeha an-tongotra tsy zatra na manao fanahy iniana tsy manara-dalàna rehefa miampita arabe…

… Noho izay, nandray andraikitra nanoro ny lalana tokony halehan’ny mpandeha an-tongotra ireo mpitandro filaminana, toy ny hita etsy Mahamasina.

Olana hafa sedrain’ny mpandeha an-tongotra koa anefa, lasan’ny mpivarotra ny lalana voatokana ho azy ireo.

Mila vahaolana ny fandaminana ny tsena, tsy hisy fiantraikany amin’ny fifamoivoizan’ny olona sy ny fiara.

?Mbola teny amin’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra ihany… ary nanao ahoana tokoa moa ny tohin’ilay resaka vilany vita amin’ny “aluminium”?

Nalaza tao ho ao Ampasika sy ny fitohanan’ny fifamoivoizana… Ary nisy nahatsikaritra ireto “mpanadio” tsinainkena hanaovana saosisy ireto ve?

Miala amin’ny anarana “taxi-phone” dia miova anarana “docteur phone” indray.

Sary: Fanou, Tiana R ary Mamiherison

Les commentaires sont fermées.