Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Miara-miasa ny minisitera maromaro amin’ny ady amin’ny aretina raboka eto Madagasikara. Iandraiketan’ny minisiteran’ny Fitsarana ny ady hatao eny amin’ny fonja izay toerana ahitana aretina raboka saika isan-taona amin’ireo voafonja mifanakaiky loatra sy mifamindra aretina. Misy ny fitiliana hatao amin’ireo voafonja ary ny fitsaboana azy ireo. Iandraiketan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena kosa ny fanitsiana ny hevi-diso hatramin’izay ny amin’ny hoe mifindra amin’ny lovia sy ny sotro ampiasain’ny marary ao an-trano ny aretina raboka. Voizina amin’ny mpianatra kosa fa amin’ny alalan’ny piti-droran’ny marary na ny rivotra no hifindran’izany aretina izany.

Les commentaires sont fermées.