Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Trafikana Sokatra: lehilahy iray hiakatra fampanoavana

Trafikana Sokatra: lehilahy iray hiakatra fampanoavana

Anio no atolotra ny fampanoavana ny lehilahy iray mpivarotra sokatra amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera “facebook”, raha amin’ny talata kosa no handrenesana ny valin’ny fitsarana ireo olona miisa roa voarohirohy nivarotra ireo harem-pirenena ireo tao amin’ny tambajotran-tserasera. Raha tsiahivina dia ny alahady teo no nahatraran’ny zandary ny olona miisa roa voalaza fa mpivarotra sokatra any amin’ny fikambanana varotra amin’ireny tambajotran-tserasera ireny raha tamin’ny volana ambony iny kosa no nahatrarana olon-kafa mpanao izany.

 

H.H

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique