Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Radio Alliance 92 FM: fandaharana « Ambarao »

Manao ahoana ny tsenan’ny asa amin’izao fotoana izao ?  Inona ny asa mety mbola malalaka ho an’ny tanora na koa be mpitady ? Ahoana ny momba ireo ankizy efa miditra eo amin’ny tontolon’ny asa ? Tahaka ny ahoana ny antontanisan’ny tsy anasa eto amintsika ary ilaina ho amin’ny inona izany ? Ampahany amin’ny fanontaniana hovalin’ny tale jeneralin’ny ofisim-pirenena  misahana ny asa sy ny fanofanana (Onef), Razafindrianiaina Minosoa Anjaratiana, anio, izany ao amin’ny onjam-peo Alliance 92 FM. Horenesintsika amin’ny 12 ora sy fahefany ny amin’ny fiteny malagasy ary amin’ny 1 ora sy fahefany ny amin’ny fiteny frantsay.

Les commentaires sont fermées.