Nisy fahadisoana ny lahatsoratra nivoaka teto amin’ny gazety Taratra, ny asabotsy 5 oktobra teo. Nambara tamin’izany fa mbola voatana am-ponja vonjimaika ny ben’ny Tanàna teo aloha, ao Andoharanofotsy. Diso anefa izany vaovao izany fa tsy any am-ponja ity mpitantana teo aloha eny an-toerana ity.
Tsiahivina fa anisan’ny kandidà amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna eny amin’ny kaominina Andoharanofotsy ny tenany amin’izao fotoana izao. Maneho ny fialan-tsiny indrindra amin’ny fahadisoana sy ny mety ho fanohintohinana.
Taratra
Les commentaires sont fermées.