Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Tontosa ny alahady teo ny famaranana ny hetsika “Hiragasy makotrokotroka 2019”. Nivoaka ho mpandresy tamin’izany ny tropin-dRtovoson, nifanandrina tamin’ny tropin-dRanoelison, samy avy ao Ampahimanga. Raha tokony ho teo amikn’ny tokontanin’ny lapan’ny tanàna Analakely, nafindra tamin’ny ora farany teny Ambohijatovo ny hetsika

Nosalorana ny mari-boninahitra “Commandeur”, “Officier” ary “Chevalier des arts des letters et de la culture” ireo mpanakanto nahavita sy mendrika tao amin’ny faritra Vakinakaratra. Nandritra ny hetsika “Festival Angaredona” andiany faha-15 izay notontosaina tao Antsirabe ny faran’ny herinandro teo izany.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique