Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Nisy namaky ny fiangonana katolika ao Amboasary Atsimo, ny asabotsy hariva teo. Lasan’ireo jiolahy mpanafika tamin’izany ny zavamaneno sy ny fanamafisam-peo niaraka amin’ireo kojakoja miaraka aminy. Efa mandeha ny fanadihadiana ataon’ny zandary any an-toerana, saingy tsy mbola nisy tratra kosa ireo jiolahy.

Tratran’ny miaramilan’ny ZRPS Delta, ny talata teo? ny dahalo roa mpaka an-keriny tao Ambohibo, kaominina Tsiafabositra. Fantatra fa isan’ireo dahalo raindahiny amin’ny raharaha fakana an-keriny ry zalahy ireto ary efa natolotra ny zandary ao Maevatanàna.

 

Les commentaires sont fermées.