Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

“Mila fanarenana haingana sy maharitra Iarivo… Vonona aho androany ho Ben’ny Tanànan’Antananarivo”, hoy ny kandidà Andriantsitohaina Naina.

Tonga maro nanotrona sy nanome voninahitra ny fanambarana lehibe nataon’ny kandidà Andriantsitohaina Naina ireo namana, mpandraharaha amin’ny sehatra maro, mpanao politika…

Nifandrombahana ny fiarahabana azy, taorian’ilay kabary miezinezina. Taratry ny fifandraisana sy fihosenana amin’ny vahoaka sahady izao

Nifandrombahana ny fiarahabana azy, taorian’ilay kabary miezinezina. Taratry ny fifandraisana sy fihosenana amin’ny vahoaka sahady izao

Fanou sy Tiana R

 

Les commentaires sont fermées.