Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tanambao-Morarano: nogiazana ny omby valo mampihahiahy

Nampiahahiahy ny mponina manodidina ny tokantrano iray eny Tsararano Ambony ny fisian’ny omby maromaro tao amin’ny faritra Tanambao. Ny alahady teo, nidina teny an-toerana ny polisy, tokony tamin’ny 7 ora hariva. Fantatra nandritra ny fanadihadiana fa tsy nahitana taratsy ireo omby miisa 8 tao amin’ilay trano ka nosamborina avy hatrany ireo tompon-trano miisa telo ary natolotra ny fapanoavana, omaly. Mbola tsy fantatra kosa ny tompon’ireo omby ireo.

Henintsoa Fani

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique