Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Antsirabe Avaratra: rongony milanja 296 indray azon’ny zandary

Antsirabe Avaratra: rongony milanja 296 indray azon’ny zandary

Rongony miisa 22 gony milanja 296 kg indray saron’ny zandary tao amin’ny fokontany Andravinambo, kaominina Antsirabe Avaratra, distrikan’i Vohémar, faritra Sava, ny zoma lasa teo. Loharanom-baovao no nahafahan’ny zandary nidina tao an-toerana ka nahatrarana ireto rongony tanaty gony marobe ireto. Nambaran’ny zandary fa tompon’ireto zava-mahadomelina ireto ny jiolahy roa.

Rongony milanja 12 kg natao tanaty valizy nentin’ny taksiborosy iray no tratran’ny zandary nandritra ny fisavana tao amin’ny sakana ao Antsohihy, ny asabotsy teo.

Jean Claude

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique