Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fivarotana tamin’ny fandalovan’ny Papa Fransoa: voasoloky ireo mpivarotra teny Soamandrakizay

Misy hatrany ny mpanararaotra ? Tapa-kevitra ary hijoro ireo mpivarotra teny Soamandrakizay manoloana ny ambaran’izy  ireo fa  fisolokiana nataon’ireo nisahana ny fikarakarana na ny fandraisana azy ireo. Voalaza fa maty  antoka antapitrisany avokoa ny ankamaroan’ireo mpivarotra noho  izany fitaka sy fisolokiana ambaran’izy ireo izany. Tsy handeha irery ireto mpivarotra ireto fa hiaraka amin’ ny mpisolovava hihaona amin’ny mpanao gazety,  anio etsy Antaninarenina.  Araka izany, andrasana  ny ho tohin’izany endrika fiahiahiana fisolokiana izany.

Synèse R. 

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique