Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Taratry ny kanto

Fanarenana ny Rovan’Antananarivo: Nanome hazo voamboana (palissandre) mahatratra 300 m2 ho fandraisana anjara amin’ny asa tontosaina eny an-toerana (Rovan’Antananarivo) ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra. Nomarihin’ny tompon’andraikitra fa tsy hazo vao notapahina akory ireo fa nalaina tamin’ireo tahirin-kazo sarobidy voaangona hatramin’izay.

Nanangona : HaRy Razafindrakoto

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique