Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Teny an’anona teny

Teny an’anona teny

Miteraka olana hatrany rehefa manao taingimbe, na bisikileta na moto.

Ny taxi-be manala olona, tsy amin’ny fiantsonana; ny sarety, mijanona amin’ny sisin-dàlana; ny mpandeha, mihafihafy eny amin’ny arabe.

Fanamboarana moto no hita eny amin’ny fandehanan’ny mpandeha tongotra.

 

Samy manana ny fomba hametrahany saretiny tsirairay.

Sary: Fanou

Les commentaires sont fermées.