Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Teny an’anona teny

Teny an’anona teny

Na andro fety na andavanandro dia mameno ny arabe sy ny sisin-dàlana hatrany ny mpivarotra eny Analakely.

Eny Ambodifilao, ny mpivarotra mihitsy ny tompon’ny sisin-dàlana fa ny mpandeha an-tongotra eny amin’ny arabe.

Miverina amin’ny teo aloha indray ny gaboraraky ny sarety sy ny posy.

Ny eto moa dia ny omby mihitsy no mizotra eto an-dRenivohitra.

Eny Anosibe, hosazina mafy izay mbola tratra manao na manary fako eny amin’ny tatatra.

Fitohanana hatrany, mbola tsy nahitana vahaolana maharitra.

Tsy mifidy hivarotana intsony.

Efa mahavita ny asan’ny lehilahy ihany koa ny vehivavy.

Sary: Fanou, Tiana R ary Mamiherison

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique