Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Teny an’anona teny

Teny an’anona teny

Efa maro eto an-dRenivohitra ny toeram-piantsonana taxi-be no lasa fivarotana.

Manoloana ny lakan-drano 67ha, ny mpivarotra fanaka no mameno ny sisin-dàlana.

Anosibe, mpivarotra fripy no mameno ny lalan’ny mpandeha.

Rehefa tsy azo ijanonan’ny fiara dia ny mpivarotra indray no eo amin’ny toerana.

Mahazo, mifangaro ny mpivarotra sy ny fanariana fako eny amin’ny sisin-dàlana.

 

Eny amin’ny lalana manoloana ny sekoly iray etsy Anosy, ny fiara no mijanona miandry mpianatra.

Sary: Fanou sy Tiana R

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique