Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Filaharana ankapobeny

Niova ny filaharan’i Madagasikara, satria lasa eo amin’ny faha-3, raha faha-2, !:omaly, ao anatin’ity fifaninanana, amin’ny andiany faha-10 amin’ny “Lalaon’ny Nosy”, aty Maorisy ity. Raha tsiahivina, medaly miisa 66 no azon’ny atleta malagasy, hatramin’ny omaly talata, ka  volamena ny 27 amin’izany ary miisa24 kosa ny volafotsy ary 15 ny medaly alimo.

1-Maorisy : volamena 38 ; volafotsy 41 ; alimo 29

2-La Réunion : volamena 30 ; volafotsy  27 ; alimo 37

3-Madagasikara : volamena 27 ; volafotsy 24 ; alimo 15

4-Seychelles : volamena 14 ; volafotsy 13 ; alimo 21

5-Mayotte : volamena 1 ; volafotsy 1 ; alimo 4

6-Kaomoro : volamena 1 ; volafotsy 1 ; alimo 3

6 ex-Maldives : volamena 1 ; volafotsy 1 ; alimo 3

 

Mi.Raz

 

Les commentaires sont fermées.