Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Filaharana ankapobeny

Laharana faha-2, hatreto, i Madagasikara ao anatin’ny fifaninanana, amin’ny andiany faha-10 amin’ny “Lalaon’ny Nosy”, aty Maorisy. Medaly miisa 50 ny eo am-pelatanan’ny atleta malagasy, volamena miisa 24, volafotsy 21 ary alimo dimy.

 

1-Maorisy : volamena 26 ; volafotsy 26 ; alimo 22

2-Madagasikara : volamena 24 ; volafotsy 21 ; alimo 5

3-La Réunion : volamena 21 ; volafotsy  20 ; alimo 26

4-Seychelles : volamena 9 ; volafotsy 10 ; alimo 14

5-Maldives : volamena 1 ; volafotsy 1 ; alimo 3

6-Kaomoro : volafotsy 3 ; alimo 3

7-Mayotte : volafotsy 2 ; alimo 2

 

Mi.Raz

 

Les commentaires sont fermées.