

Ny minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy, nanolotra fanomezana ho an’ireo ekipam-pirenena malagasy, amin’ny taranja baolina lavalava, handray anjara amin’ny “Lalaon’ny Nosy”.

Efa manomboka ny fandrakofana tara ny lalana eny Anosibe.

Mpivarotra ny mameno ny toeram-piandrasana ny taxi-be.
Sary: Fanou sy Tiana R
Les commentaires sont fermées.