Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Niavaka ny fitsenana ny mpiandry tsatoby, Andrien Melvin satria narahina mpitandro filaminana.

Tomefy olona ny ao anatiny sy ny manodidina ny seranam-piramanidina Ivato niandry ny fivohan’ireo maherifo, avy any Ejipta.

Samy nanana ny fomba nanehoana ny fisaorana ny Barea ireo mpitsena.

Ombam-bady aman-janaka ny sasany teny an-dalana rehetra teny.

Tsy nampihemotra ireo vahoaka ny andro efa alina. Tomefy hatrany teny amin’ny lalana ireo nolalovan’ireo ekipam-pirenena malagasy.

Niaraka nihosina tamin’ny vahoaka Ny praiministra Ntsay Chritian.

Ilay fiara lehibe nitondra ny mpilalao, niala avy eny Ivato nihazo ny Mahamasina.

Nifanitsa-kitro ireo olona niandry ny fahatongavan’ireo mpilalao tetsy Mahamasina.

Ny filoha Rajoelina Andry, sy ireo mpikambana sasany ao amin’ny governemanta niandry fahatongavany ny ekipa malagasy.

Sary: Fanou sy Tiana R

Les commentaires sont fermées.