Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Manokana

Manokana

Anisan’ireo tonga tany Egypta, nitondra ny fahaiza-manaony nanohana ny Barea, koa ny Zazakanto.

Nanohana ny Barea koa ny Me Kira sy i Dezy Monstre, kintan’ny kitra fahiny.

Ny fahatongavan’ireo mpanohana ny Barea, tao Le Caire.

Niray fo sy saina ka naka sary ireo mpanohana, tonga maro tany Egypta.

Napetraka, tao Alexandrie, ho hitan’ny rehetra, ny sainam-pirenena malagasy. Fotsy, maitso, mena.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique