Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Nanakoako tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Imahamasina ny feo mangan’i Maggie Blanchard. Tonga nanome voninahitra ny seho ny filoham-pirenena sy ny praiminisitra ary ny mpikambana ao amin’ny governemanta sy ireo olo-manan-kaja maro.

Liana tamin’ny kanto nomen’i Fy Rasolofoniaina ireo olona tonga nijery « Podium » tetsy Analakely, omaly.

Nanatontosa : Fanou sy HaRy R.

Les commentaires sont fermées.