Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fetim-pirenena an-tsary

Fetim-pirenena an-tsary

Nandray anjara tamin’ny hetsika « Andrim-panjakana sy Minisitera Mihira » (AMMI) tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, omaly hariva ny Minisiteran’ny Raharahambahiny.

Tsiliva, anisan’ny mpanakanto nanafana ny Fetin’ny mozika, teo amin’ny tokotany malalaky ny Minisiteran’ny Serasera sy kolontsaina Ampefiloha.

Ratovo Valiha, nanasongadina ny fikarohana momba ny zava-bitan’ny valiha “chromatique” nanaovany fikarohana an-taona maro.

Hira maneho ny fitiavan-tanindrazana, tendry gitara bagasy. Ireo no nanakoako tetsy amin’ny Cemdlac Analakely, nandritra ny seho nataon’ny tarika Ravelo Jean Baptiste.

Nanatontosa: Fanou sy HaRy R.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique