Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Novakin’ny jiolahy fanindroany indray ny fiangonana katolika ao Sainte Marie, ny alin’ny asabotsy lasa teo. Lasan’ireo jiolahy tamin’izany ny fitaovana fanamafisam-peo toy ny baffle, ampli. Tsy vitan’izay fa naparitak’ireo jiolahy tao am-piangonana ny mofo masina. Fanindroany amin’izao ity fiangonana ity no novakin’ireo jiolahy tsy mataho-tody. Voalohany, lasan’izy ireo ny lakolosy fa tamin’ny asabotsy alina teo kosa dia ny fanamafisam-peo no lasan-dry zalahy. Mandeha ny fikarohana ireo jiolahy satria tsy mbola tratra izy ireo.

 

 

Les commentaires sont fermées.